|
|
|
|

Entry1  fankalazana
Part of speech  2  noun
Root  3  laza
Explanations in French  4  [1.3] l'action de publier, de glorifier, de célébrer, de remercier; le motif, le temps
5  [1.3] célébration
Examples  6  [4.12] Ankalazaina indray izy ankehitriny, efa taona vitsivitsy mantsy eh, saingy tsy re tsaika toy ny saka fotsiny ny fankalazana hatramin'izay
7  [2.48] Isy didy izany fa fankalazana, izay mahatonga alohadia omena vodihena sy vola.

Updated on 2025/07/29