|
|
|
|

Entry1  fanoavana
Part of speech  2  noun
Root  3  toa
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in French  6  [1.3#704] La soumission, l’obéissance, le motif pour obéir
Examples  7  [2.643#] Tovolahy be herim-po sady feno fanoavana.
8  [4.27#] ny fanaovan-ko zavatra ny fanoavana ny fitsipi-pitondran-tena dia mandidy ny mpilatsa-kofidina ho Filoham-pirenena
9  [2.436#] Hajia: zavatra na vola fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sy ho fanoavana ny mpanjaka na ny tom-pomenakely na ny olona ambony.

Anagrams  10  fanaovana, fanoavana

Updated on 2025/07/29