|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanodina
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  hodina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka?
Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary
Explanations in French  5  [1.3#257] manière de faire tourner
Examples  6  [2.606] Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka.

Entry (2/2)7  fanodina
Part of speech  8  noun
Root  9  odina
Explanations in Malagasy  10  [1.1]
Explanations in French  11  [1.3#457] manière de faire révolter
Synonyms  12  fampiodina

Anagrams  13  donafany, fanadino, fanindao, fanodina, fidonana, fiondana, nadofany, nidoafan, nofadina

Updated on 2025/07/29