|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanohana
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  tohana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera
Azo tohaina
Examples  5  [1.1#630] Olona fatra-panohana ny mahantra izy

Entry (2/2)6  fanohana
Part of speech  7  noun
Root  8  toha
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fanakanana, fanoherana
10  [1.13] singa mametra ny fikorisan'ny piesy iray
Explanations in French  11  [1.13] butée

Anagrams  12  fahonana, fanahona, fanohana, fonahana, hanafoan, hanafona, hanofana, nofahana

Updated on 2025/07/29