| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/4) | 1 toha- | 
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe tohatra | 
| Teny iditra (2/4) | 3 toha | 
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 Azo ihafiana; zaka; lefitra; aritra: Tohanao ve izany teny famingavingana izany [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 can be resisted [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 à qui (quoi) on peut résister [1.8] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Teny iditra (3/4) | 12 toha | 
| Sokajin-teny | 13 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
14 Hanina tadiavin' ny biby dia; haza; remby: Mitatitra ny tohany ny vitsika. [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
15 prey, spoils [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
16 proie, butin [1.8] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Teny iditra (4/4) | 22 toha | 
| Sokajin-teny | 23 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
24 rantsan-kazo amatorana ny raty amin'ny tafo [Taisaka]
 [1.78] | 
| Fivaditsoratra | 25 hato, 26 hota, 27 taho, 28 toha | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |