|
|
|
|

Entry1  fanokafana
Part of speech  2  noun
Root  3  sokatra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony na izay manafina azy: Aoka samy hanatrika ny fanokafana ny vata isika sao misy zava-tsarobidy ao
Fanomezan-dalana hampiasa: Fanokafana sekoly. / Fanokafana ny lalana mianatsimo
Fitokanana: Rahampitso no fanokafana ny lanonan' ny faha-dimampolo taona

Anagrams  5  fanafokana, fanakofana, fanokafana

Updated on 2025/01/21