Entry | 1 fanokanana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tokana |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana |
Explanations in English |
6 [1.7] a setting apart, an act of consecration, cf.fitokanana |
Explanations in French |
7 [1.8] action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana 8 [1.13] spécialisation |
Examples |
9 [1.353#] Vita amin'izay ny fanokanana ny ho mpisorona fa dia lanonana no sisa ka dia mirava. |
Anagrams | 10 fanakonana, fanokanana, nanafanako, nanafokana, nanakofana, nanokafana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |