|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanolokoloana |
| Fototeny | 2kolokolo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fikarakarana, fikajakajana, fanaovana izay hahasoa: Ankiniko aminao ny fanolokoloana ireto zaza ireto [1.1] |
| Tovy hevitra | 5fanakolokoloana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|