|
|
|
|

Teny iditra1  fanombanana
Fototeny  2 tombana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanondrotana vidin-javatra ambony mba hahazoana tombony, na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra; faminavinàna; fanaovana ho zavatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'action d'évaluer, le motif [1.3#718]
6 évaluation [1.13]
Ohatra  7  Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany. [2.606#]
8  Io olana momba ny fanombanana io ve marina koa ho an' ny fikambanan' ny mpiasa? [1.369#]
9  Sariadriaka endrika izany, manan-tsaina ary mahay ny asany araka ny fanombanana azy. [2.4#]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09