|
|
|
|

Teny iditra1  fanombantombanana
Fototeny  2 tombantombana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 faminavinana ny manakaiky izay tokony ho izy [1.13.mg#63]
Fanazavàna teny frantsay  5 estimation [1.13.fr#63]
Ohatra  6  Niampanga azy ho tovolahy tia vola Sahondra, ka saika hoporofoiny taminy alohan' ny hisarahany mandrakizay ny tsy mahamarina izany fanombantombanana izany. [2.529#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12