|
|
|
|

Teny iditra1  tombantombana
Fototeny  2 tombana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 pronostic, appréciation, évaluation [1.13.fr#201]
Ohatra  5  Tombantombana ihany ny anay tamin' izany fotoana izany, ary ninianay natao latsaka ambanin' ny zava-misy. [1.369#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19