|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanombohana
Part of speech  2  noun
Root  3  tomboka
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary
Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara
Explanations in French  8  [1.3#720] L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif

Entry (2/2)9  fanombohana
Part of speech  10  noun
Root  11  tomboka
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby?

Updated on 2025/08/10