|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanompana
Part of speech  2  noun
Root  3  ompa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fanomponao; tsy hahavoa ahy izany
Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho

Entry (2/3)5  fanompana
Part of speech  6  noun
Root  7  ompana
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina

Entry (3/3)9  fanompàna
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] sinibe

Anagrams  12  fanampona, fanompàna, fanompana, mpanofana, nampanofa

Updated on 2025/08/10