|
|
|
|

Entry1  fanondrika
Part of speech  2  noun
Root  3  ondrika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manondrika, na mampilefitra, mampirona, mampiraika (ny loha)

Anagrams  5  fanondrika, finandrako, nafandriko, nafindrako, nifandrako

Updated on 2025/07/29