|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanondro
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  tondro
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana
Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo

Entry (2/2)5  fanondro
Part of speech  6  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana?
Explanations in English  11  [1.2] The index finger; lit. the pointer.
Explanations in French  12  [1.3] l'index
Examples  13  [1.281] anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana
14  [1.519] ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony|fanondro sy ny fanondrony|fanondro adalany
Vocabulary  15  Biology
Holonym 
Co-meronyms 

Anagrams  23  fanondro, fondrano

Updated on 2025/08/10