|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanongana
Part of speech  2  noun
Root  3  ongana
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1#271] Fomba entina manongana, izany hoe manjera, manesotra amin'ny raharaha, mampietry voninahitra
Azo aongana, tokony haongana: Fanongana ny lehibe tsy mihevitra afa-tsy ny hameno paosy toy ireny
Explanations in French  6  [1.3#467] ce qui mérite d'être renversé, celui qui mérite d'être dégradé, manière de renverser

Entry (2/2)7  fanongana
Part of speech  8  noun
Root  9  songa
Explanations in Malagasy  10  [1.1#271] Famoretana, fanaingana kely ny ilany
Explanations in French  11  [1.3#630] l'action de retrousser, de soulever, de relever les bords, la cause

Anagrams  12  fanangona, fangonana, fanongana, fonganana, nafongana, nanangafo, nofangana

Updated on 2025/08/10