|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanontany
Fototeny  2 ontany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manontany
5 Azo anontaniana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qu’on peut demander, celui à qui on peut demander, manière de demander [1.3#469]
Ohatra  7  Tsy mba fanontany momba ny miaramilam-potaka ireny. [2.472#]

Teny iditra (2/2)8  fanontany
Fototeny  9 tonta
Sokajin-teny  10  anarana fanonta, fanontana sy mpisolo

Fivaditsoratra  11 fanintona, fanontany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12