|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ontany |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitadiavana valiny na fanazavana momba an' izay tiana ho fantatra, teny filana setriny sy valiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 enquiry, question, interrogation, examination. [mal. Tanya.]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 interrogation, demande, question, enquête, examen
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 21 ontany |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Anarana laharan-tsikidy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 the name of a certain column in the arrangement of the sikidy divination.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 nom d'une colonne des sikidy, qui signifie: terre, ville, village
[1.3] |
| Voambolana | 26 Kilalao |
| Mpanahaka | 27 sikidy |
| Teny iditra (3/3) | 28 ontany |
| Fototeny | 29 ontana |
| Sokajin-teny | 30 anarana ontana sy mpisolo |
| Fivaditsoratra | 31 antony, 32 intona, ontany, 33 tanino, 34 tonina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|