|
|
|
|

Teny iditra1  fanontsana
Fototeny  2 hontsana
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba enti-manontsana, na manasa ny atin-javatra amin' ny fanontsankontsanana rano ao anatiny
5 Azo hontsanana [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanantsona, fanontsana, 7 fantsonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12