|
|
|
|

Entry1  fanoratana
Part of speech  2  noun
Root  3  soratra
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara itỳ zaza ity, fa eo amin' ny fanoratana no mbola votsa dia votsa
Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana
Famoronana lahatsoratra, boky: Olona kinga amin' ny fanoratana izy
Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin' ny alakamisy no natao ny fanoratana
Explanations in English  9  [1.2] A writing table or desk.
Explanations in French  10  [1.3] l'action d'écrire, de dessiner, de marquer, les instruments, le lieu, la cause
Examples  11  [2.59#87] amy ny ilay boky fanoratana ny andevo
12  [2.366#184] Fanoratana ny sisiny, ny sarin-tsoavaly, ny olona ets.
13  [2.356#45] Izany anefa tsy nisakana azy tsy hitendry milina fanoratana hatramin' ny farany!

Anagrams  14  fanoratana, nafatranao, nofaratana

Updated on 2025/08/10