| Entry | 1 fanorotoro |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Root | 3 torotoro |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manorotoro, mamotipotika Azo torotoroina |
| Examples |
5 [2.996#] ary hiandry azy amin' ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin' ny Raiko. |
| Updated on 2024/12/07 |
|