Entry | fanosy (hosy) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba enti-manosy Azo hosena: Tsy mbola fanosy ity tanimbary [1.1] | |
Examples | Rainizafy dia efa niasa tany amin' ny fanosy niaraka tamin-dRanaivomboala, nefa voatery niala fa saiky rnatin' ny Tanosy.
[2.649] | |
Anagrams | fanosy, fisano, sofina |
Updated on 2023/04/14 |