|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanota |
| Fototeny | 2 ota |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manota
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fanota |
| Fototeny | 6 ota |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tsinin-javatra kely mahatonga ny tenany manontolo ho ratsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 [Root ota (?).] An odd number, an extra number, that which is not numbered among any class.
[1.2] |
| Tovy hevitra | 10 fanotany |
| Fivaditsoratra | 11 afonta, 12 fanato, fanota, 13 fotana, 14 tafona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|