Entry (1/2) | 1 fanovana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ova |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika |
Explanations in French |
12 [1.13] conversion, commutation |
Entry (2/2) | 13 fanovana |
Part of speech | 14 noun |
Root | 15 tovana |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana |
Anagrams | 17 fanaovan, faƱavona, fanoavan, fanovana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |