|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fantina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fifidianana, fakana izay tsara: Atao tsara fantina ny voankazo haondrana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 choix, triage
[1.3#150] |
| Ohatra |
5 Toerana tsara fantina mihitsy Andavabato.
[2.508#466]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 fantim-bary |
| Fivaditsoratra | 17 fananty, 18 faninta, fantina, 19 fintana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|