|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voafantina |
| Fototeny | 2 fantina |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 chosen, selected, picked out. Compare fidy
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 choisi, trié
[1.3#150] 6 trié; sélectionné [1.13] |
| Ohatra |
7 voafantina avokoa ny teny ampiasainy.
[2.356#]
8 Hanoro anao ny masomboly voafantina izy. [2.117#] |
| Tovy hevitra | 9 finantina |
| Fivaditsoratra | 10 fitavonana, 11 fitovanana, voafantina, 12 voafintana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|