|
|
|
|

Teny iditra1  fantohana
Fototeny  2 fantoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fantsihana: Nofantohany ilay hazo fisaka
5 Jerena maharitra: Nofantohany ny sarin' ny reniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be nailed. [1.2]
7 to be nailed; cf. fantsika, hombo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on cloue [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17