|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fantoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fantsika [1.1#275]
Fanazavàna teny anglisy  4 a nail, a brad, a spike. See fantsika, hombo. [1.2]
5 a nail, a spike [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 clou. [Tankarana] [1.19]
7 clou [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)20  fantoka
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 fijerena maharitra [1.1#275]

Teny iditra (3/4)23  fantoka
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny anglisy  25 litigation, accusation in a court of law. See ampanga . [Provincial] [1.2]
Voambolana  26  Lalàna

Teny iditra (4/4)27  fantoka
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 fiaingan' ny lohan' ny lakana raha mamaky ny onja [Sakalava] [1.1#275]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09