|
|
|
|

Entry1  fantsana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fakana rano eny an-doharano: Mafana ery ny resaky ny zatovovavy eny am-pantsakana rano
Loharano na lavadrano namboarina hanovozan-drano: Latsaka tao am-pantsakana ny rojon' i Fara.
Explanations in English  4  [1.2] [Rel. s. from mantsaka (tsaka).] A well, a spring, a fountain. See loharano.
5  [1.7] a well or spring where water is drawn
Explanations in French  6  [1.3#749] L'action d’aller chercher de l'eau , la fontaine , l’instrument
7  [1.8] puits ou source où l'on puise de l'eau
8  [1.13] puits
Examples  9  [1.437#] Fady ny manisy ratsy amin' ny fantsakana.
10  [2.445#] Lavitra loatra, hoy izy, ny fantsakana eny andafy atsimo.
Root  11  ntsaka
Analogs  12  kirijy, lava-drano, loharano, vovo
Proverbs  13  Proverbs containing the word fantsakàna
Article  14  Randzavola: fantsakana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/01/05