|
|
|
|

Teny iditra1  fantsihana
Fototeny  2 fantsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana fantsika, raiketina amin' ny fantsika: Fantsiho ity hazo fisaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be nailed, to be fixed by nails. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17