|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 fany |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fanao, zava-panao
[Taisaka]
4 azo atao, fanao [1.78] |
| Teny iditra (2/5) | 5 fany |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Jereo fano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a river turtle. Same as fano
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 voyez fano
[1.3] |
| Voambolana | 10 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Teny iditra (3/5) | 11 fany |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 a tree
14 a fruit used in the sikidy divination. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 nom d'une espèce d'arbre ; ses graines qui servent à la divination par le sikidy ; la divination elle-même. (volatsara).
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry: hazo 17 Finoana |
| Tovy hevitra | 18 fano |
| Kamban-teny rehetra | 19 litim-pany |
| Teny iditra (4/5) | 20 fany |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 (1) (même origine que fano) Nom donné à plusieurs petits arbres, faciles à multiplier, surtout :
23 Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae) [Merina, Betsileo] 24 Entada abyssinica Steud. Ex A. Rich. (Fabaceae). [Sakalava] 25 Cassia anthoxantha Capuron (Fabaceae) [Bara] [1.196] |
| Voambolana | 26 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/5) | 30 fany |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Liane à propriétés ocytociques ; abortif.
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | fany, 35 fian~, 36 fi~na, fina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|