|
|
|
|

Entry1  farahehy
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  fara, hehy
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] fihomehezana mafy somary lavareny, ka matetika entin' ny tovovavy na ny vehivavy lehibe hanesoana sy hanarabiana ny hafa
Examples  6  [2.470#] Nanao farahehy izy nony avy eo.
7  [2.270#] Nisy farahehy tamin' ny mpanaraka an' i Mompera Bardeaux.

Anagrams  8  farahehy, hirefaha, hirehafa

Updated on 2025/08/10