|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faran' ny aina |
| Singan-teny | 2 fara, 3 aina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny zanaka nateraka farany indrindra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [aina, life.] The youngest child.
[1.2] |
| Voambolana | 7 Fifandraisana: fianakaviana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|