|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faratampony |
| Singan-teny | 2 fara, 3 tampona |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the very best
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 le meilleur, le plus beau
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ny ambaratonga, faratampony, dia ny Mpanjakavavy.
[2.270#]
8 Ny Antenimierampirenena entim-bahoaka no fahefana faratampony namindran' ny vahoaka ny fahefana manao lalàna. [2.114#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|