|
|
|
|

Teny iditra1  faravavy
Singan-teny  2 fara, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny vavy farany indrindra amin' ny zanaka vavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [vavy, feminine.] The youngest daughter in a family; a word frequently retained by such daughter as a proper name. [1.2]
7 the youngest daughter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 la fille cadette [1.8]
Ohatra  9  Ny zokiny taminay fito taona sy tapany, ary ny faravavy herintaona sy tapany. [2.356#]
10  Io osy vavy io no namelona anay, ilay zandrinay faravavy vao teraka sy izahay ankizy rehetra. [1.369#]
Voambolana  11  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12