|
|
|
|

Teny iditra1  faribohitra
Singan-teny  2 faritra, 3 vohitra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian' ny ben' ny faribohitra na ny mpiadidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a quarter or ward of a town [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 quartier d'une ville [1.8]
Ohatra  8  Etsy Ambohimanarina misy faribohitra ataon' ny olona hoe "Ambodivoronkely. [2.285#]
9  Nanana faribohitra niombonana koa izy, toa an' Ambohibeloma sy Ambohibazoina. [2.508#]
Voambolana  10  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20