|
|
|
|

Entry1  fasan' ny ntaolo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  fasana, ntaolo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana
Synonyms  5  fasan-drazana

Updated on 2024/12/10