Entry | 1 fasehina |
Root | 2 fasika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [1.1] |
Explanations in English |
5 sandy. [1.2] |
Explanations in French |
6 sablonneux [1.13] |
All compound words | 7 2 combinations of this word |
Vocabulary | 8 Geology |
Other spellings | 9 fasihina |
Anagrams | 10 fasehina, 11 Finehasa, 12 fisehana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |