Entry | 1 fatidra |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 fatitra, ra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] fomba atao amin' ny alalan' ny fatitra ifampihinanan' ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana mafy: Nanao fatidra hono, Radama rainy sy i Hastie sakaiza na namana mifankatia fatratra: Tsy mahagaga raha tsy mahafoy an-dRakoto Rabe: fatidrany hatry ny ela iny |
Explanations in English |
6 [1.2] [fati-dra] blood brotherhood; the ceremony of entering into a mutual and solemn pledge of friendship or brotherhood. It is performed by each party partaking of a small piece of liver, etc., mixed with the blood of the other party. 7 [1.7] the ceremony of blood brotherhood |
Explanations in French |
8 [1.8] parenté de sang; cérémonie pour marquer cette parenté 9 [1.13] alliance par le sang |
Analogs | 10 fanange, sakarivo |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fatidra |
Anagrams | 12 afaditr, faditra, fatidra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |