|
|
|
|

Teny iditra1  fatim-balala
Singan-teny  2 faty, 3 valala
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fahafatesana mandripaka olona be dia be: Nanao fatim-balala ny mponina tamin' ny fotoanan' ny giripy espaniolina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 General mortality, great fatality, a general slaughter. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Cadavres de sauterelles. Se disait d' une grande mortalité. [2.415#6739]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12