|
|
|
|

Teny iditra1  fefena
Fototeny  2 fefy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana fefy, asianavala, asiana zavatra miaro manodidina: Hofefeko ny tanimboliko mba tsy hidiran' ny akoho / Fefen' ny reny ny zanany rehefa matory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be fenced, to be hedged in. [1.2]
6 to be enclosed, to be hedged in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on clôture [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12