|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fefy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence.
5 fefy vato: a stone wall [1.2]
6 a fence, an enclosure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 clôture, haie [1.8]
8 (toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense).
9 Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives.
10 On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager » [1.196]
Ohatra  11  Ho voasazy ve izay mihoa-pefy? [4.27]
12  Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo. [2.117]
13  Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [2.529]
14  Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
16  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  31  Haizavamaniry
Mpanahaka  32  ampiantanytsivikinindahy, 33  aro, 34  kiady, 35  manda, 36  rova, 37  tamboho, 38  vala
Kamban-teny rehetra  39  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)40  fefy
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny malagasy  42 Omby vonoina rehefa avy mandevina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  43 the name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy. [1.2]
Haiendriteny 
44  Tsotra :
45  Tovonana :
Tovy hevitra  46 henampefy
Kamban-teny rehetra  47 henam-pefy

Fivaditsoratra  fefy, 48 fife

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17