|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fehikibo |
| Singan-teny | 2 fehy, 3 kibo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anja-koditra na zavatra hafa atao fehy eo amin' ny kibo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[fehy kibo]
6 A girdle, a girth. fehin-kibo also used
[1.2] 7 a belt [1.7] |
| Ohatra |
8 Ny basiny nahankiny tamin' ny rindrina, ny lefona teo anjoron-trano, ary fehikibo hoditra sy ny moara inihantokantona nanodidina ny efi-trano.
[2.649#]
|
| Voambolana | 9 Toe-karena: zaitra |
| Tsipelina hafa | 10 fehin-kibo, fehinkibo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|