|
|
|
|

Teny iditra1  fehinkibo
Singan-teny  2 fehy, 3 kibo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka [1.65]
Ohatra  6  Endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo. [2.117#]
Voambolana  7  Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  8 fehikibo
Tovy hevitra  9 hetra
Lahatsoratra  10 Randzavola: fehinkibo ao amin' ny Baiboly (=> fitafiana)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12