Entry | 1 fehim-pihavanana |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 fehy, fihavanana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo |
Explanations in French |
5 [1.54] lien de parenté |
Vocabulary |
6 Relationships: family |
Synonyms | 7 fehim-ponenana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |