|
|
|
|

Teny iditra1  fehintenda
Singan-teny  2 fehy, 3 tenda
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1]
Ohatra  6  Taty aoriana, rehefa tsara akanjo ny olona (fa niditra betsaka ny karazan-damba vahiny), dia nampiseho soroka an-kavanana indray ny tovolahy mpihaingo mba hisehoan' ny fehintenda. [2.436#]
Voambolana  7  Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  8 fehitenda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12