|
|
|
|

Teny iditra1  fehitenda
Singan-teny  2 fehy, 3 tenda
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [fehy tenda] 6 A neck-cloth, a neck-tie, a cravat. [1.2]
7 a necktie [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 cravate [1.8]
Ohatra  9  Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany. [2.470]
Voambolana  10  Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  11 fehintenda
Tovy hevitra  12 fehivozo
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02