Entry | 1 fehin-teny |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny fohifohy atao famaranana no sady famintinana izay rehetra voalaza tamin'ny famelabelarana |
Explanations in English |
4 [1.2] A word or sentence on which much depends; heads of a discourse. |
Examples |
5 [2.285#] Ataovy mazava ny fehinteny vokatry ny famakafakanao. |
Elementary words | 6 fehy, teny |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |