Entry (1/2) | 1 fehivava |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 fehy, vava |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Anja-koditra kely amehezana ny vavan' ny alika mba tsy hanekerany: Asio fehivavany io alika io fa mety hanaikitra |
Explanations in French |
5 [3.1] muselière |
Analogs | 6 fehyvava |
Entry (2/2) | 7 fehivava |
Part of speech | 8 noun |
Elementary words | 9 fehy, vava |
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Taimoro]
fifadian-kanina |
Anagrams | 11 fehivava, fehy vava |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |