|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 felika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanodidinana, fandehanana avy any ivoho, fiolahana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 contour, détour, circuit [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17feliky ny rambony |
| Teny iditra (2/5) | 18 felika |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 the light companies of soldiers who are sent out to harass the enemy on the flanks or rear. Safelika also used. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 troupes légères ; voltigeurs. [Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 22 Miaramila |
| Teny iditra (3/5) | 23 felika |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 fehezam-bolom-borona [Taimoro]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 26fela |
| Teny iditra (4/5) | 27 felika |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 kankana [Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 30 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (5/5) | 31 felika |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 Anaran-kafa ilazana ny anana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 Nom générique des herbes potagères, récoltées à l'état sauvage et consommées après cuisson comme légumes. Équivalent de anana (Merina) et de traka (Betsileo). [Sakalava, Tsimihety]
[1.196] |
| Voambolana | 35 Haizavamaniry |
| Mpanahaka | 36 anana, 37 traka |
| Kamban-teny rehetra | 38felikadabo |
| Fivaditsoratra | 39 felika, 40 lafike |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|